Teny iditra kitika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanohinana kely. [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra kitika
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Kely bitika, madinika tokoa [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   thin; frayed; tiny [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   très petit, très menu, un atome [Abinal 1888]
   mince; râpé; minuscule [Hallanger 1974]
Ohatra   Ny tena hatina dia avy amin' ny bibikely kitika mitarehin-drere, ka manana tongotra valo. [Randzavola: Baiboly, takila 34]

Teny iditra kitika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanibokiboana mba hampihomehy; fikasihan [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   kitikitika

Nohavaozina tamin' ny 2014/09/03