Teny iditra kitike
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   kely dia kely, boritika: Ba omeo etsy koja lehiroa ndré dia kitike (mba omeo kosa aho letsy na dia kely dia kely aza) [Tanala] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01