Teny iditra kitikitika (kitika)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanibokiboana mba hampihomehy; fikasihana faritra amin' ny tenan' ny olombelona mahatonga azy hihomehy; kibokibo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   tickling [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   chatouillement [Hallanger 1974]
Sampanteny  

Teny iditra kitikitika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] tsintsina [Rakotosaona 1972]

2017/04/25