Teny iditra kitoantoana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsy fitoviana tantana eo amin' ny haavony na ny fandriny, tsy marin-tampona fa misy avo sy iva. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/22