Teny iditra | kitoina | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Mora tezitra, sarotra iraharahana, sarotra ihavanana, kizitina: Kitoina aoka izany io vehivavy io [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Tovy hevitra | kitokitoina | |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kitoina io | |||
Fivaditsoratra | atokiny, ikatony, ikotany, itakony, kitoina, tinoaky |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |