Teny iditra kitokitoina (kitoina)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mora tezitra, sarotra iraharahana, sarotra ihavanana, kizitina: Kitokitoina aoka izany io vehivavy io [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kitoina

2009/02/23