Teny iditra kitokitoka (kitoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisafoahana mandalo, hasarotam-po, fahalonilony, fahasosorana. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay mauvaise humeur, tracasserie, brusquerie, fâcherie [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kitoka

2012/06/22