Teny iditra kitongatonga (tonga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny tany tsy marin-tampona, tsy mitovy tantana, kitoantoana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay état de ce qui est raboteux, inégal [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra kitongatonga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Manière de tresser les cheveux. Comme tsitongatonga, qui est plus usité [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20