Teny iditra kitozan' ny mpifana
Singan-teny kitoza ; mpifana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Zavatra atolotra ho valin' ny rom-patsa nomena ny vehivavy vao tera-bao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27