Teny iditra kitrana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Feo heno amin' ny fifandonan-javatra (toy ny sotro, vilia); fimenomenon' ny ankizy maro tafahaona, na ny zavatra maro miparitadritaka etsy sy eroa [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02