Teny iditra kitro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ny fipetraky ny vatom-panorona eo amin' ny tampona anankiroa tsy mifanitsy. [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra kitro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Faritra mafimafy mamarana ny tongotry ny biby, toy ny omby, soavaly... izay ahafahany mandeha amin' ny vato: Tsy mivaky toy ny an' ny omby ny kitron-tsoavaly [Rajemisa 1985]
   faritra mafy mamarana ny tongotry ny biby mihinana ahitra [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy   a hoof [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   sabot des animaux [Abinal 1888, David 1952, Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   sabot [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra kitro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavatra toy ny holatra maniry eo amin' ny tanana miasa mafy noho ny fitanana angady, ohatra, na eo amin' ny tongotra noho ny tongotra mikiraro: Efa maniry kitro mihitsy ny tanako amin' ny asa tany nataoko omaly
¶ Loto efa mandry ka tonga mafy amin' ny vody nify. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a callus or corn [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   callosité [Abinal 1888]
   tartre des dents [Abinal 1888]
   durillon [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   kotro
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra kitro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] angady kely [Rakotosaona 1972]
   [Bara] angady tonta, angady montro [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] lefona [Rakotosaona 1972]

Teny iditra kitro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] zafindohalika [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2015/05/21