Teny iditra kitroina (kitro)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Apetraka eo amin'ny tampina anankiroa tsy mifanitsy (vatom-panorona) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : kitroina, kitroiko, kitroinao, kitroiny, kitrointsika, kitroinay, kitroinareo, kitroin', kitroin-, kitroim-, kitroi-
Ny lasa : nokitroina, nokitroiko, nokitroinao, nokitroiny, nokitrointsika, nokitroinay, nokitroinareo, nokitroin', nokitroin-, nokitroim-, nokitroi-
Ny hoavy : hokitroina, hokitroiko, hokitroinao, hokitroiny, hokitrointsika, hokitroinay, hokitroinareo, hokitroin', hokitroin-, hokitroim-, hokitroi-
Filaza mandidy : kitroy

Teny iditra kitroina (kitro)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misy kitro: Kitroina ny tanan' i Dada [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31