Teny iditra kitroka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ireo lavenona sy vato niempo maintimainty avy amin' ny afotroa [Rajemisa 1985]
Voambolana  

Teny iditra kitroka
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   the gnashing of teeth [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   grincement des dents [Hallanger 1974]

Teny iditra kitroka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fifaneren-javatra matevina be, fifanizinana tsy misy elanelany; fidilotry ny nify ampiadina na ny fifampikasohany re ety ivelany; di-doha, fanginana midongy tsy mety miteny. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   close together [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   serré, touffu [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/21