Teny iditra | kitsambiny | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Rehefa mety ho zavatra mivohitra amin' ny tenan-javatra iray, zavatra mivonto miavaka toy ny kambo [1.1] | |
Tovy hevitra | kitsambony | |
Teny iditra | kitsambiny (kitsamby, -ny) | |
Sokajin-teny | anarana kitsamby sy mpisolo | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |