Teny iditra kitso
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy zavatra marani-doha [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Mpanahaka  kitso loha

Teny iditra kitso
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fivoahan' ny tsinaim-body (aretina) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay hémorroïdes [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 

Teny iditra kitso
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny ilazana ny vava fivalanana raha toa ka tsy tiana hivantana ny fitenenana fa miresaka amin' olom-pady [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay clitoris [SLP 1986]
Voambolana 

Teny iditra kitso
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] sentier des sangliers en forêt. [David 1952 (takila K)]

Teny iditra kitso
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] famaram-bary [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra kintso

Teny iditra kitso
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] totozy [Rakotosaona 1972]

2017/03/10