Teny iditra kivarivary (vary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsilalaon' ny ankizy manao nahandrohandro ka vovoka no ataony solon' ny vary [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Jeu des enfants s’amusant à simuler de petits repas, soit avec des comestibles, soit avec du sable [1.3]
Ohatra Nilalao teo amin' ilay nosy kely mandra-paharivan' ny andro izahay, nanao tsindriandriana, kivarivary. [2.5]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20