Teny iditra kivikivy (kivy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay [duplicatif diminutif] [Abinal 1888]
Sampanteny 
Ohatra 
1Kivikivy ny mpivory. [Profita: Ranary, takila 101]
2Tsy ela anefa i Tovo dia indro tamy nanatona azy mivady, kivikivy. [Rapatsalahy: Kintana, takila 7]
3Ny omaly tsy miova, rahavana, hoy Rahona kivikivy, fa izao entin-dry Rivotra mivezivezy toy ny firaka hatakalo izao. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 8]

2017/04/07