Teny iditra kivy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Tsy manana herimpo na herin-tsaina hanao [...]
Mitovy hevitra: ketraka ~ maimolotra ~ mamoy fo ~ manary toky ~ mandevin-tsotrobe ~ mibareraka elatra ~ migarera ~ mikely soroka ~ mikororosy fahana ~ miraviravy tanana ~ mirefarefa lamba ~ mitakemotra ~ mivalaketraka ~ mivareraka ~ mivarilavo ~ miverina ilalana ~ rera-po ~ reraka ~ reratsaina ~ resy ~ soredretra ~ soretra ~ tapaka elatra [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   discouraged, dismayed [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   découragé, déconcerté [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   ddégoûté [Abinal 1888]
Ohatra   Misy sasany kivy nony ela ka lasa mandositra. [Andraina: Mitaraina, takila 69]
Kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany. [Rajohanesa: Kintana]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/27