Teny iditra kizahina (kizaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Esoina, tsinina; tenenina mafy, levilevena: Aza kizahina toy izany mandavan-taona izy sao kivy amin' ny farany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be mocked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on ridiculise [1.3, 1.8]
 Dont on se moque, qu’on critique, qu'on malmène [1.3]
Ohatra 
1Hazo fotsy navadiky ny rano aho, ka na hitsangana na hitsivalana dia tsy zehena, tsy kizahina; [2.69]
2Alahatra ny olom-baroera, ary ny mpivarotra eo ivohony, ka saritsarihina sy kilakilaina, atosi-tosika, savasavaina, kizahina. [1.437]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : kizahina, kizahiko, kizahinao, kizahiny, kizahintsika, kizahinay, kizahinareo, kizahin', kizahin-, kizahim-, kizahi-
Ny lasa : nokizahina, nokizahiko, nokizahinao, nokizahiny, nokizahintsika, nokizahinay, nokizahinareo, nokizahin', nokizahin-, nokizahim-, nokizahi-
Ny hoavy : hokizahina, hokizahiko, hokizahinao, hokizahiny, hokizahintsika, hokizahinay, hokizahinareo, hokizahin', hokizahin-, hokizahim-, hokizahi-
Filaza mandidy : kizaho

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28