Teny iditra kizaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiteny amim-pahasiahana, na somary mandatsa sy maneso; famelivelezana, fandevilevena mafy, faniniana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy reproach, mockery [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay reproche, raillerie [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31