Teny iditra kizo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny vatom-panorona izay lanin'ny andaniny daholo rehefa avy nihinana ny azy
¶ Fahalanian-karena miandalana mahazo olona na-nana teo aloha ka saika botry na tonga fadiranovana ny taranany
¶ Lalana na hevitra teritery ahitana loza: Mampiditra ahy amin'ny kizo ianao amin'izany hevitra izany [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra kizo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsileo] Anarana iantsoana ireo hazo maro karazana misy ditiny na gaoma, ataon' ny olona famandrihamborona indrindra [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2013/02/01