Teny iditra ko
Sokajin-teny   kianteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Kian-teny tsy dia misy heviny fa entin' ny ankizy hanamafisana ny fitenenany no sady hiangolangolany: Marary tsinona ny tananay ko [Rajemisa 1985]

Teny iditra ko
Sokajin-teny   mpampitohy [firaketana]
Famaritana malagasy   indray, sy [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   fa, ka [Tanosy] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra ko~
Sokajin-teny   tovona [Teny amin' ny ko~]
Famaritana malagasy   Karazana tovona miditra amin' ny fiforonan' anarana milaza fitaovana, toy ny KI-: Kofafa na kifafa, kofehy [Rajemisa 1985]

Teny iditra -ko
Sokajin-teny   mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana malagasy   Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana ka entina misolo ny olona miteny raha tokana: Efa vitako ny asako ka handeha aho. / Marary ny tongotro sy ny soroko tamin'izaho potraka anikeheo. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   A suffix pronoun of the first person added to nouns and passive and relative verbs. It is the sign of possession when joined to nouns, and the agent of a passive or relative verb. [Compare Malay aku, I.] [Richardson 1885]
   Suffix of the first person singular: my, by me [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   De moi, par moi. Il se place comme régime indirect, après les substantifs, les prépositions et les participes passifs et relatifs. Laviko: nié par moi, que je nie. Anaovako: je m'en sers, j'y travaille. Voavonjiko: sauvé par moi, que j'ai sauvé. Tanako: la main de moi, ma main. Alohako: avant moi. [Abinal 1888]
   Pron. pers. conjoint. De moi, par moi. [Rajaonarimanana 1995]
   Suffixe de la 1ère personne singulier, à moi, mien, par moi [Hallanger 1974]
   (on emploie la forme -o après -ka et après -tra; pronom personnel suffixe - 1ère personne du singulier, après un radical verbal, un verbe à la voie passive ou circonstantielle, un nom, une préposition) de moi, par moi; mon, ma, mes. Izay fady natoroko anao izay: ces interdits que je t'ai enseignés. Ambon'ny taviko iroa ka hangalofako ho anao: je vais te récolter [du miel] là-bas au-dessus de ma défriche. Nanzaka amboninko: mon cadet est devenu un roi plus puissant que moi. [Tanala] [Beaujard 1998]
Fifanahafana   aho, izaho ~ ahy

Teny iditra -ko
Sokajin-teny   bikan' ny teny ho
Ohatra  
1Ompan-ko faty vao ela velona [Rinara 1974]
2Jodà  manontolo lasan-ko babo [Baiboly: 30.13.19]
3Nony nandre izany izy, dia taitra sady tezitra ka nanontany hoe : "Lasan' olon-ko vady ahoana re?" [Dahle: Angano, takila 76]

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/29