Teny iditra koa
Sokajin-teny   mpampitohy [firaketana]
Famaritana malagasy   indray, sy [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   toa, toy: Iendan-draha misy koa olobe ahi-bare (gagan'ny fisiana toy ny olona be ava-vary) [Tanala] [Rakotosaona 1972]
   Teny miandoha fehezanteny ka ny heviny d [...]
¶ Teny eo aorian' ny teny iray hafa ka mid [...]
¶ Noho izany": Osa sy malemy izahay ry [...]
¶ Teny fanao mialoha ny famaranankevitra r [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   also, and so [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   et, aussi, de plus [Hallanger 1974]

Teny iditra koa
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   kosa [Bara] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra koa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fianjerana mikororosy, fidabohana rehefa [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23