Teny iditra koaitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] koera [1.19]
Fanazavàna teny malagasy Vehivavy mpivaro-tena, makorelina [1.60]
Fanazavàna teny frantsay Prostituée, pute, putain [1.60]
Tovy hevitra daba lôka ~ dakôtà ~ kapa vy ~ kôdy ~ kôksa ~ mafy tratra ~ makôsà ~ mandôlina ~ mazava alina ~ mpijangajanga ~ oui ~ ramavo ~ sipa gôka ~ tsimirirana ~ tsy vaky atonta
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31