Teny iditra kobaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fanetsiketsehana rano na zavatra ao anaty rano
¶ fanasokana ny lamba na zavatra hafa ao anaty rano mba hanadiovana azy [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   agitation d'un liquide, d’une chose gluante ou d’un objet remué dans un liquide [Abinal 1888]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra kobaka
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   manière de jouer au fanorona en poussant le pion du milieu [Abinal 1888]
Voambolana  

Teny iditra Kobaka
Sokajin-teny   anarana (lohatenin' boky na teatira)
Famaritana malagasy   jereo Mahaleo: Kobaka
Mpanoratra  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2017/10/19