Teny iditra kobana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fihetsehan' ny rano indray efa nandry nilamina tsara; fahalalahana amin' ny akanjo; fihontsanana amin' ny atody; fanatsobohana ny lamba sasana ao anaty rano madio rehefa avy voakosoka [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra kobana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   ny any ambony rihana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2009/04/08