Teny iditra kobany
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny anatiny, ny anevanevany, ny elanelany, ny afovoany: Ravao ity tamboho itỳ fa mivohitra ny kobany. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay le centre, le milieu, l'entre-deux, l'intermédiaire: Mivohitra ny koban' io trano io ((Le milieu du mur de cette maison est tombé) [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra kobany
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara, Sihanaka] farafara [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra kibany

Teny iditra kobany (koba, kobaka, -ny)
Sokajin-teny anarana koba sy kobaka sy mpisolo

Teny iditra kobany (kobana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao kobanina [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Tsipelina hafa 
Ohatra Kobany ao anaty barika ny rano hanasana azy [Rajemisa 1985]

2013/01/31