Teny iditra kobo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Sihanaka] haranana (vorona) [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Teny iditra kobo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tanala] foitra [Rakotosaona 1972]

Teny iditra kobo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] zavatra mivohitra, trafo [Rakotosaona 1972]

Teny iditra kobo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Atiny malemy amin' ny voatavo [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   kobony

2010/06/03