Teny iditra kodadaka (dadaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitenenana haingana mifangaro noho ny fihetseham-po ka mila tsy ho fantatra izay lazaina, kodedika [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay bredouillement, confusion des paroles par suite d'une émotion ou d'une grande précipitation [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kodada

2013/01/31