Teny iditra kodedy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Miteny haingana sy miboredika; olona miteny an-kisesy ka mila tsy ho fantatra ny teniny fa mifangaro. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kodedika

2009/02/23