Teny iditra kodiakely (kodia, kely)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zava-mivaingana efajoro misy marika loaka iray ka hatramin' ny enina ny lafiny enina, ka anaovana lalao na loka
Mitovy hevitra: taikely [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay dés, jetons pour jouer [Abinal 1888]
 [SLP 1986]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Filokana no karazan-dalao itarihana ny olona : kodiabe, kodiakely, soavalikely, hatramin' ny toraka kapoaka foana aza. [Rakotozafy: Ratsimba, takila 8]
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31