Teny iditra koetra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] janga [Rakotosaona 1972]
 vehivavy mpivaro-tena, makorelina [Sambo 2001]
 prostituée [Sambo 2001, ]
Famaritana frantsay prostitué [Rakotonaivo 1993]
 pute, putain [Sambo 2001]
Tsipelina hafa 
Teny mitovy hevitra daba lôka ~ dakôtà ~ kapa vy ~ kôdy ~ kôksa ~ mafy tratra ~ makôsà ~ mandôlina ~ mazava alina ~ mpijangajanga ~ oui ~ ramavo ~ sipa gôka ~ tsimirirana ~ tsy vaky atonta

2016/02/15