Teny iditra kofafa (fafa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitaovana entina hanilihana na hanesorana ny vovoka sy ny loto amin' ny efitrano na ny tokotany (ny kifafa dia mety ho fototra horona iray mihitsy na bozaka nofehezina ho amboara) [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra kifafa
Teny nalaina 

2009/02/23