Teny iditra kofehy (fehy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra amehezana na anjairana, ka mety ho taretra fanjairana izay, na tady mahazaka, na tady kely amehezana entana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy string. [Richardson 1885]
 string thread [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay fil, ficelle [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay fil [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra kofehy (fehy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha toa ka eo amin' ny fotoana amonosana ny razana no tonga mamangy (Jereo koa: ranombary tsy masaka, solon-tsosoa, fao-dranomaso, rambon-damba, zara levenana) [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra solonkofehy

2017/06/29