Teny iditra kofina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mitelinjavatra ka mifotroaka any an' orona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui avale de travers et tousse [1.3]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Teny iditra kofìna
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vatampaty [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Cercueil [1.3]
Ny fihaviany Anglisy: coffin.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31