Teny iditra kofolona (folona)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy bory taho (vomanga, mangahazo)
¶ tapadrambo (omby) [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay dont on enlève la tige, se dit du manioc et des patates [Abinal 1888]

Teny iditra kofolona
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay Nom de deux plantes; l’une, espèce d’ipomée ; l’autre, Eriosema procumbens. Benth. [Abinal 1888]
Voambolana 
Anarana siantifika Eriosema procumbens

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31