Teny iditra kohaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka, na any amin' ny lalan-drivotra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a cough [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   toux [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
Voambolana  
Sampanteny  
Fifanahafana   koha-dambo ~ kohadavareny ~ koha-maina

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02