Teny iditra | koha-maina | |
Singan-teny | kohaka ; maina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Kohaka tsy misy rehoka Toe-javatra hararaotina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Toux sèche [1.13] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny koha-maina io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/02 |