Teny iditra koho > hohotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Tongotra [1.78]
Tovy hevitra hohotse

Teny iditra koho > kohoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Marcher courbé. § jòko. [1.19]

Teny iditra koho > hoho
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazandrazana tandroka maniry eo amin' ny loha rantsana: Hohon-tsaka
Rangotra: Safosafo tonga hoho (Rabearivelo) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A claw; a finger or toe nail [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Griffe, ongle [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Lahatsoratra 

Teny iditra koho > hoho
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Tranombitsika ambony hazo [1.78]
  [Sakalava] Karazam-bitsika vaventy izay manao trano tany amin' ny hazo, mahery mihazakazaka, misy poizina mampanaintaina raha voakaikiny [1.1]
Voambolana 

Teny iditra koho > kohona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famoahana feo any an-tenda mikombom-bava, ho marika fampahafantarana tsy fahafaliana na hasosorana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Grognement sourd, murmure entre les dents [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra koho > hohona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanambombana amin' ny sandry; fiarovana atao mba tsy haharatra na ho voan' ny hatsiaka ilay kobonina; famihinana eo an-tratra ny zanaka [1.1]
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra 

Teny iditra koho > hohoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fametrahan-javatra ny vavany no atao ambany; fatoriana ka ny kibo no atao ambany mandry. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de renverser un objet en mettant l'ouverture en bas
Action de se prosterner la face contre terre
Figuré: famine, deuil public [1.3]
Sampanteny 
Tohi-kevitra 

Fivaditsoratra