Teny iditra | koika | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Teny avoakan' ny vava raha sempotra sasatra toy ny avy niaka-piakarana ohatra [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Mot que prononcent les gens fatigués en prenant haleine [1.3] | |||
Sampanteny |
| |||
Tsipelina hafa | hoika | |||
Fivaditsoratra | kakio, kioka, koaky, koika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |