Teny iditra kojakojaina (kojakoja (koja))
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Karakaraina, tandremana fatratra: Kojakojainy tsara ny azy ny fitafiany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on soigne, pour qui ou pour quoi on a des attentions délicates [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : kojakojaina, kojakojaiko, kojakojainao, kojakojainy, kojakojaintsika, kojakojainay, kojakojainareo, kojakojain', kojakojain-, kojakojaim-, kojakojai-
Ny lasa : nokojakojaina, nokojakojaiko, nokojakojainao, nokojakojainy, nokojakojaintsika, nokojakojainay, nokojakojainareo, nokojakojain', nokojakojain-, nokojakojaim-, nokojakojai-
Ny hoavy : hokojakojaina, hokojakojaiko, hokojakojainao, hokojakojainy, hokojakojaintsika, hokojakojainay, hokojakojainareo, hokojakojain', hokojakojain-, hokojakojaim-, hokojakojai-
Filaza mandidy : kojakojao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20