Teny iditra koka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Antso [Rajemisa 1985, Rakotosaona 1972]
Sampanteny 

Teny iditra koka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] tevana madinika [Rakotosaona 1972]

Teny iditra koka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] fanariana na fandroahana olona ataon'ny fokonolona [Rakotosaona 1972]

Teny iditra koka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Taisaka] antitra (voly) [Rakotosaona 1972]

2009/09/01