Teny iditra kolelaka (lelaka (lela))
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Filana fitia amin' ny dokadoka; fiforetana mampiseho fahambaniana; solelaka [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   adulations, bassesses, flagornerie [Abinal 1888]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/04