Teny iditra koletaka (letaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fijanonana noho ny fahatrotrahana ka tsy mahatsangana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de s’arrêter, de faire halte par suite de fatigue ou de maladie [Abinal 1888]

2017/05/04