Teny iditra kolikoly
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana
¶ Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatam-tiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray kolikoly indray Rakoto
¶ Tsolotra, gaina, kojikojy, kejokejo, totohondry vola, sisi-bola. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   coaxing; a bribe [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   cajolerie; pot-de-vin [Hallanger 1974]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/20