Teny iditra koly
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Tambitamby misy hafetsena, fanaovana iza [...]
¶ Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny [...]
Mitovy hevitra: gaina ~ kejokejo ~ kojikojy ~ sisi-bola ~ totohondry vola ~ tsolotra [tohiny Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   kolikoly

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02