Teny iditra | komby | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Efi-pandrian' ny vehivavy tera-bao fahizay, izay voafefy tsihy tamin' ny lafiny efatra ary misy tohoka afo hanafana azy Takoboka tsihy voazaitra fanao amin' ny filanjam-behivavy [1.1] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny komby io | ||||||||||||
Teny iditra | komby | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] Voir kompy. [1.196] | ||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||||||
Fivaditsoratra | komby, mbiko |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/30 |