Teny iditra kômitỳ
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [ komitỳ ] Antokon' olona vitsivitsy notendrena hiara-mihevi-draharaha na handinika toe-javatra iray
Mitovy hevitra: vaomiera [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [ komìty ] a committee [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay [ komitỳ ] comité [Abinal 1888]
 [ komìty ] comité [Hallanger 1974]
Endriteny 
komity
komitin'
komitim-
Ny fihaviany Anglisy: committee.
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  vaomiera
Ohatra 
1Dia ny tenako no notendren' ny Komity [Ravelomanana: Lalana]
2ny fametrahana ny komitim-paritra DPP eny amin’ireo Faritra [Fanjakana: Hitsivolana 2018-001]
3Araka ny tetiandron' ny fifidianana natolotry ny Kaomity Nasionaly Mahaleotena momba ny Fifidianana (CENI) [Fanjakana: Hitsivolana 2018-001]

Nohavaozina tamin' ny 2020/03/20