Teny iditra kompà
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitaovan' ny mpandrafitra sy ny mpianatra anaovana soritra boribory tonga lafatra; misy tongony roa ny kompà, ka ny iray, maranitra, mitsatoka eo amin' ny ivon' ny boribory tian-katao ary ny iray kosa azo ahodina manodidina ka mamaritra ilay boribory [Rajemisa 1985]
  fanjehy [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 
Ny fihaviany Frantsay: compas.
Teny mitovy hevitra fanjehy ~ fanoritamparibolana

Teny iditra kompa
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] ébréché ; brèche. (drôña, bàña, ròmpa). [David 1952 (takila K)]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10