Teny iditra komy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanoherana ny fahefana misy, famelezana amin' ny fiadiana noho ny tsy fanekena na fivadihana, fiodinana, firaisan-tetika mba hanongam-panjakana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de passer à l'ennemi, de trahir, de s'opposer à l'autorité, de comploter, de s'insurger [Abinal 1888]
Sampanteny 

2011/10/26